Entrée ampongalahy
Mots élémentaires amponga ; lahy
Partie du discours nom
Explications en malgache Amponga misy hoditra roa: ny ilany tsy faranana fa avala hikopaka toy ny ravin-tsofina, ny ilany mitovy amin' ny amponga tsotra izao ihany. Ny felatanana havia no mively eo amin' ilay misy sofiny (mikarantsana kokoa ny feony fa manify ny hoditra); ny havanana kosa mively ny ilany amin' ny tsora-kazo kely tokony ho vehana (midoboka kokoa ny feon' io fa matevina ny hoditra aminy [1.1]
Exemples 
1Misy roa ny amponga: ny ampongalahy, izay fively amin' ny dihy, ary ny ampongavavy, izay fikapoka amin' ny hira. [2.436]
2ny olona rehetra mipetraka manodidina, mitehaka, hampahafana ny fon' ny tovovavy, manaraka ny hirany, mively ampongalahy. [2.357]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/19