|
|
|
|

Entrée1 ampoizina
Radical  2fo
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Andrasana, antenaina: Tsy nampoizinay ho tonga androany ianao
Kasaina: Moa ve efa nampoizinao izao halatra nataonao izao?
Eritreretina, ahina, atao ho zavatra ka eritreretindava: Ampoizo ny fianaranareo, rankizy [1.1]
Explications en anglais  5 to be expected, anticipated, looked for. [1.2]
Exemples  6 Am-poizina aza he, izany izy, ka mainka fa tsy ampoizina! [2.4#]
7 Hita amin'ny toe-javatra niseho fa ny ady sisa ampoizina. [2.588#]
Morphologie 
8 Présent :
9 Passé :
10 Futur :
11 Impératif :
Tous les mots composés  122 combinaisons de ce mot
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02