| Entrée | 1 ampoizina |
| Radical | 2 fo |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Andrasana, antenaina: Tsy nampoizinay ho tonga androany ianao
5 Kasaina: Moa ve efa nampoizinao izao halatra nataonao izao? 6 Eritreretina, ahina, atao ho zavatra ka eritreretindava: Ampoizo ny fianaranareo, rankizy [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to be expected, anticipated, looked for.
[1.2] |
| Exemples |
8 Am-poizina aza he, izany izy, ka mainka fa tsy ampoizina!
[2.4#]
9 Hita amin'ny toe-javatra niseho fa ny ady sisa ampoizina. [2.588#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 14 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|