|
|
|
|

Entrée1  am-pofoana
Mots élémentaires  2  fofoana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] Eo ambony fe sy ranjo miforitra: Eo ampofoana no efa manomboka ny fanabeazana ny ankizy
Explications en anglais  5  [1.2] in the lap
6  [1.7] on the bosom
Explications en français  7  [1.8] dans le giron
Exemples  8  Dia nentina, ka nony teny an-dàlana, dia saiky lasa tao ampofoana ny zaza : Fahoriana rè izany! [2.59#]
9  Ny fanisana ny volana Malagasy dia 29 andro amin' ny volana rehetra ampofoana na baben'ny reni-vintana dia tsinana izy amin'ny faha-30 andro. [1.381#]
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot am-pofoana

Anagrammes  11  am-pofoana, foampoana

Mis à jour le 2024/02/12