| Entrée | 1 ampitondraina |
| Radical | 2 tondra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Exemples |
4 Navoakako ny vola arivo ariary nampitondrain' i Vola ahy handoavako ny
[2.4#39]
5 ary tsy misy mahita ny olona, ny marary hiany no mahita ny ampitondraina azy; [2.48#643] 6 Ireny olona ireny no ampitondraina vola ka hafarana zavatra kely tiana hovidiana, tsy mahandry ny tsenan-Jomà. [2.470#134] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|