Entrée | 1 ampihimamba |
Mots élémentaires | 2 any, fihi-mamba |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.13] fifehezan-tsamirery ara-pamokarana sy ara-barotra |
Explications en français |
5 [1.13, 1.5#117] monopole |
Exemples |
6 nefa toa nateza manao ampihimamba, ary mamin' ny vola sy ny voninahitra mandramaty! [2.296#] 7 Tsy tokony hisy fanaovan' ny kompania amin' ny sehatra tsy miankina ampihimamba, misolo ny ampihimamba nataon' ny Fanjakana. [4.27#] |
Vocabulaire |
8 Economie: finances, gestion |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/11/20 |