| Entrée | 1 ampiarahina |
| Radical | 2 araka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en français |
4 qu'on met ensemble, qu'on fait aller ensemble [1.3] |
| Exemples |
5 manomana ny tanora ho amin' ny fiainana ka ampiarahina ny fianarana taratasy sy ny fianarana asa tanana.
[2.356]
6 Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|