|
|
|
|

Entrée1  ampanjatoana
Radical  2  ana, zato
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Halavan-drefy hatreo an-tendron-drantsantanana ka hatramin' ny fisasahan' ny lanton-tsandry, izay matetika fasiana ny firavaka amin' ny tanana (mitovy amin' ny irain-jehy sy sasany, na voantondro valo ambin' ny folo)
Explications en français  5  [1.3] le revers de la main, le poignet, terme qui désigne un empan et demi
6  [2.415#6686] Depuis le coude jusqu'au poignet, un empan et demi
Vocabulaire  7  Espace
Synonymes  8  ampiravahana

Mis à jour le 2021/11/19