|
|
|
|

Entrée1  ampandrenesina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  re
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en anglais  7  [1.7] to be announced; to have something announced to one
Explications en français  8  [1.8] qu'on annonce; à qui on annonce, qu'on informe
9  [1.5#239] qu'on fait savoir
Exemples  10  [2.436#59] Izay vao ampandrenesina ny fokolonona
11  [2.270#47] Dadabe, nampandrenesina ny resakay va ianao?
12  [2.59#321] Ary nampandrenesiny izahay mivady noho ny maha ray aman-dreny anay

Anagrammes  13  ampandrenesany, ampandrenesina

Mis à jour le 2025/07/29