|
|
|
|

Entrée1  ampanarahina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  araka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Enti-milaza ny ombivavy ampiraisina amin' ny ombilahy mba hahazoana taranaka
Exemples  8  [4.27#] ampanarahina ny didy hitsivolana izany lisitra izany, ary nisy hatrany fanovanana ny lisitra izay natao.
9  [2.436#] Ka misy fitsofan-drano ampanarahina azy ireo manao hoe: "Enina ianareo, ho eni-noro sy henina velomana ny Razantsika.
10  [1.123#] Ary vola nampananaina talohan' ity Didy ity, dia ampanarahina izao koa ny zanany, ka raha misy maka mihoatra ka manao hoe : Talo-han' ny Kabarin' Andriana ny anay, na izao no efa nifanekenay voasoratra amy ny sakaizambohitra, fa tsy atao araka izao efa voadidiko izao ny zana-bola alaina, dia very ny volany.
Vocabulaire  11  Economie: élevage

Anagrammes  12  ampanarahina, hampianarana, hanampairana, hanamparanay, nampiarahana, nanapariaham

Mis à jour le 2025/01/21