Entrée amonoana (vono)
Partie du discours verbe relatif
Exemples 
1Ento amin' izay hamonoana azy io olo-meloka io (Conduisez ce condamné au lieu du supplice) [1.3]
2Raha vizambizana ianao ndeha re hamonoako akoho fa aza be rediredy toy izany [2.470]
Morphologie 
Présent : amonoana, amonoako, amonoanao, amonoany, amonoantsika, amonoanay, amonoanareo, amonoan', amonoan-, amonoam-, amonoa-
Passé : namonoana, namonoako, namonoanao, namonoany, namonoantsika, namonoanay, namonoanareo, namonoan', namonoan-, namonoam-, namonoa-
Futur : hamonoana, hamonoako, hamonoanao, hamonoany, hamonoantsika, hamonoanay, hamonoanareo, hamonoan', hamonoan-, hamonoam-, hamonoa-
Impératif : amonoy
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20