|
|
|
|

Entrée1  amiba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazana mikraoby bibikely, mivelona ao anaty rano maloto, ka miteraka ny aretina atao hoe fivalanandra amibianina raha tafiditra any anatin' ny tena. [1.1]
4 kazaram-biby tokan-tsela miaina ao anaty rano. [1.13]
Explications en français  5 amibe. [1.13]
Vocabulaire  6  Santé

Anagrammes  7 ambay, 8 ambia, 9 amiba

Mis à jour le 2025/09/12