Entrée amerikanina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitambaran' ny firenena monina any amin' ny tanin' i Amerika, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eran' izao tontolo izao ary mizara telo:
  1. ny Amerikanina avaratra itambaran' ny firenena roa: Etazonia sy Kanadà;
  2. ny Amerikanina afovoany, itambaran' ny firenena fito: Meksika, Kiobà, Goatemalà, Nikaragoà, Jamaika, Haiti ary Portoriko;
  3. ny Amerikanina atsimo, itambaran' ny firenena iraika ambin' ny folo: Venezoela, Kolombia, Ekoatera, Goy anina, Brezila, Peroa, Bolivia, Paragoay, Orogoay, Arzantina, Sily

Momba an' i Amerika na an' i Amerika na avy any Amerika: Anisan' ny be mponina indrindra eto an-tany ny ankabearan' ny tanàna amerikanina [1.1]
Explications en anglais American [3.1]
Explications en français Américain, américains, américaine, américaines [3.1]
Exemples 
1Hoy i Senghor, Afrikanina solombavan' ny fireneny tamin' izany, mantsy an-dry zareo Eoropeana sy Amerikanina; [2.296]
2Toy izany koa momba ny teny anglisy, misy Foibem-pikoloana anglisy sy amerikana mampianatra teny anglisy isan-kariva eto. [2.4]
3faka tahaka amin’izany ny Sekreteram-panjakana amerikanina ankehitriny (mitovy amin’ny Minisitry ny Raharaham-bahiny), Colin Powell. [4.27]
Vocabulaire 
Origine Français: américain.
Autres orthographes 
Analogues  Amerika

Mis à jour le 2021/10/14