|
|
|
|

Entrée1  amely
Radical  2  vely
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny zavatra ampiasaina ho enti-mamely, saingy amin' ny hevitra an' ohatra ihany; itezerana, andevilevena: Mafy izay teny nameliny ahy izay
Exemples  5  Nisy olona niroso amely tsy nanana afa tsy langilangy, hita ny andia-mpiady izay lefona no netiny nisetra akanin-tafondro marovava, nisy ny antsibe sy kalazano mba hany fiadina tao amin'ny toby [2.472]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot amely

Anagrammes  10  aelim, amely, elaim, miale

Mis à jour le 2023/01/05