Entrée | 1 amehezana |
Radical | 2 fehy |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Explications en anglais |
4 [1.2] |
Exemples |
5 raha maka kitay dia ilay vahivahy na tady amehezana ny kitay, iny no kofehy fanambarana ny kitay ho entana tokana azo entanina amim-pilaminana. [2.245#] 6 Izao no azo amehezana izay voalaza rehetra izay : ny mpikambana ao amin' ny Antenimieran' ny Tetezamita dia tsy mizaka ny « zon' ny solombavambahoaka tsy ho voatohintohina. [4.27#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |