Entrée ambolena (voly)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza ny zavamaniry na ny voly ampanirina amin' ny tany: Tsaramaso no nambolena tamin' itỳ tany
(Raha ny tany ampaniriana voly kosa no tenenina, dia ny hoe volena no ampiasaina: Hovolena tsaramaso ity tany itỳ amin' ny taona ho avy) [1.1]
Explications en français Planté, emblavé : Be ny mangahazo nambolena tamin'io (On avait planté beaucoup de manioc cette année-ci) [1.196]
Exemples 
1Tokony hoheverina ary ny momba ireo tanimbary izay tsy ambolena hafatsy vary hatrany hatrany. [2.332]
2Rahefa ambolena moa ny voanjo, madiodio ny tanimboly satria vao navadika tamin' ny angadin' omby. [2.472]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : ambolena, amboleko, ambolenao, amboleny, ambolentsika, ambolenay, ambolenareo, ambolen', ambolen-, ambolem-, ambole-
Passé : nambolena, namboleko, nambolenao, namboleny, nambolentsika, nambolenay, nambolenareo, nambolen', nambolen-, nambolem-, nambole-
Futur : hambolena, hamboleko, hambolenao, hamboleny, hambolentsika, hambolenay, hambolenareo, hambolen', hambolen-, hambolem-, hambole-
Impératif : amboleo
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31