|
|
|
|

Entrée1  amboabe
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  amboa, be
Explications en malgache  4  [1.1] Karazana hala volovoloina sady vaventy
Explications en anglais  5  [1.2] A spider that lives in holes in the ground. A species of Mygale.
Exemples  6  [1.437#] Ary fampiadin' ny ankizilahy madinika koa ny lavanify, ny lavatanana, ny amboabe, ny kiborilahy, ny taindambo, ny antsiantsy sy ny famakiloha ary vitsika vaventy.
Vocabulaire  7  Zoologie: invertébrés
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot amboabe

Mis à jour le 2025/07/29