Entrée ambaviny (any, vavy, -ny)
Partie du discours nom
Définition malgache ny tady efatra be feo. manao feo ambany amin' ny valiha, na lokanga, ets. ; ny ilany ambany feo, na midoboka kokoa, amin' ny amponga, langoraony [Ravelojaona 1937]
 Anarana enti-milaza ireo tady be feo amin' ny tadin-javamaneno tendrena, toy ny valiha, ny lokanga
¶ Ny ilany amin' ny amponga sy ny karazany izay midoboka kokoa ny feony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the four looser strings of the valiha; the end of a drum which gives a shriller sound than the other, being beaten with the hand only. [Richardson 1885]
Définition française nom des basses des intsuments à cordes; le bout du tambour et autres instruments qui donnent un son plus grave, plus bas que l’autre bout [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Antonymes 
Citations 

Entrée ambaviny (any, vavy, -ny)
Partie du discours nom
Définition malgache loaka, na lavaka, ampidirana, anatsofohana tapany lavalava kely, toy ny fantsika, na hidy, ho fitanana, na fandraiketana ny roa tonta [Ravelojaona 1937]
 Ny ilany misy loaka amin' ny rafitra na amin' ny hidin-trano izay idiran' ny ilany mivohitra, izay atao hoe andahiny: Rimbona ny ambaviny amin' itỳ sakamandimby itỳ katsy mitana tsara ny rafitra [Rajemisa 1985]
Définition française les parties creuses des engrenages, des jonctions, des pentures, etc., destinées à recevoir la partie pleine [Abinal 1888]
 pièce femelle [Rajaonarimanana 1995]
Antonymes 

2016/05/24