|
|
|
|

Entrée1  am-bava tsy ratsy
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  am-bava, ratsy
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny
Explications en français  5  [2.415#4718] Il n' est pas méchant en paroles. Se disait de ceux qui cachent leur jeu sous de bonnes paroles.
Synonymes  6  vava tsy ratsy

Anagrammes  7  am-bava tsy ratsy, tsiambaravatsy

Mis à jour le 2025/07/29