| Entrée | 1 ambasadaoro | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Solontenampirenena mipetraka any amin' ny firenen-kafa ka manao izay hahatsara ny fifandraisan' ny roa tonta ara-pihavanana, ara-politika ary aratoe-karena Iraky ny firenena iray hafa handrindra fihavanana Masoivoho, andrianjahonoany [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   an ambassador [1.7] | 
| Explications en français | 5   ambassadeur [1.8] | 
| Article | 6 Randzavola: ambasadaoro ao amin' ny Baiboly | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |