|
|
|
|

Entrée1  ambasadaoro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Solontenampirenena mipetraka any amin' ny firenen-kafa ka manao izay hahatsara ny fifandraisan' ny roa tonta ara-pihavanana, ara-politika ary aratoe-karena
Iraky ny firenena iray hafa handrindra fihavanana
Masoivoho, andrianjahonoany [1.1]
Explications en anglais  4  an ambassador [1.7]
Explications en français  5  ambassadeur [1.8]
Article  6  Randzavola: ambasadaoro ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/09/12