|
|
|
|

Entrée1  ambaratonga
Mots élémentaires  2  ambaraka, tonga
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Zanatohatra, fizarazarana miantoantoana toy ny zanatohatra: Misy ambaratonga dimy amby dimampolo ny tohatray ka misanehaka erỳ vao afaka aminy ~ Ataovy misy ambaratonga ny tany hambolena voankazo eto
Fitsinjarazarana: Nisondrotra hatramin' ny ambaratonga fahenina amby roapolo ny termometatra
Filaharana: Amin' ny ambaratongam-pahahefan' ny miaramila, ny kolonely dia ambony noho ny komandà
Explications en anglais  5  [1.2] A ladder, steps, stairs; gradation.
6  [1.7] a step or degree in progress; a degree of honor or authority
Explications en français  7  [1.3, 1.8] hiérarchie
8  [1.3] les marches, degrés
gradation
9  [1.8] grade, un degré dans la hiérarchie
10  [1.13] degré, niveau
Exemples  11  Ny ambaratonga fahadimy, dia ny Praiminisitra. [2.270]
12  Mendri-koeritreretin'ny mpitondra amin'ny ambaratonga rehetra. [2.298]
13  ambaratonga ambony kokoa io: fiainana araka ny fo, ara-pihavanana. [2.296]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/07/25