|
|
|
|

Entrée 1  ambaraka ny
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3 Efa..., kanefa mbola. Teny enti-manamafy fotsiny ny hevitry ny teny hoe efa izay matetika ampiarahina aminy avy eo aoriana: Ambaraka ny efa mifona izy, mbola kapohinao ihany. (Efa mifona izy kanefa mbola kapohinao ihany) [1.1]

Mis à jour le 2026/02/04