Entrée (1/6) | 1 ambàka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 (ambakavaka no fampiasa kokoa): Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany. [1.1] |
Explications en français |
4 balbutiement, embarras [1.3] |
Dérivés |
|
Synonymes | 8 ambakavaka |
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot ambàka |
Entrée (2/6) | 10 ambaka |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 Fomban-tolona omby atao toy izao: ny tanana havanana mitazona ny trafony ary ny havia kosa manodidina ny vozony [Tsimihety]
[1.1] |
Entrée (3/6) | 13 ambaka |
Partie du discours | 14 adjectif |
Explications en anglais |
15 excelled, exceeded, beaten: tsy mety raha ambaka noho ny biby isika amy ny fitiavana zanaka (it is not right that we should be excelled by animals in the love of offspring) [1.2] 16 inferior to [1.7] |
Explications en français |
17 inférieur, surpassé: Ambàka noho ny zandrinao va hianao? (Es-tu supérieur à to cadet?) ~ Tsy ambàka noho ny zokinao hianao (Tu n'es pas inférieur à ton ainé) [1.3] 18 inférieur [1.8] |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Titres | 21 Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka : Rakitry ny Zaikabe merina, 1997-1999 (Ratefy) |
Entrée (4/6) | 22 ambàka |
Partie du discours | 23 nom |
Explications en malgache |
24 Fifetsena, lainga hamitahana ny tsy mahalala, tetika hangalarana mba hahazoana tombony, na amin' ny varotra na amin' ny lalao [1.1] |
Explications en anglais |
25 root not used. See fitaka [1.2] |
Explications en français |
26 tromperie, tricherie, fraude [1.3] |
Dérivés |
|
Entrée (5/6) | 31 ambaka |
Partie du discours | 32 adjectif |
Explications en anglais |
33 of the same volume or bulk [Provincial]
[1.2] |
Explications en français |
34 comme. [Tankarana]
[1.19] |
Entrée (6/6) | 35 ambaka |
Partie du discours | 36 adjectif |
Explications en malgache |
37 tsy mahay, bado [Betsileo]
[1.78] |
Anagrammes | 38 akamba, ambaka, ambàka, maka ba |
Mis à jour le 2023/10/26 |