Entrée | 1 ambadiky Imanareza |
Mots élémentaires | 2 ambadika, Imanareza |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] 5 [tany ambadik' Imanareza] enti-milaza zavatra nitranga efa ela dia ela ka tsy hita izay hiraharahana azy intsony |
Explications en français |
6 [1.3#798] 7 [ambadik' Imanareza] convention ancienne, règlement de vieille date qu'il faut suivre |
Exemples |
8 any ambadik'i Manareza, izany hoe raharaha efa ela tsy hetsehina intsony. [2.298] 9 Noho izany dia ataon' ny olona sasany ho farasisa tavela avy tamin' ny fanompoana andriamanitra maro tany ambadik' imanareza izy [1.38] 10 Koa amin-dRazakalambo Mpanefy sy Ratavy, dia resy, famanetsikia ny teny vita, ambadiky Imanareza, koa dia atao gadralava mandrapahafatiny aterina any Antsirabe. [2.784] |
Autres orthographes | 11 ambadikimanareza |
Mis à jour le 2023/11/30 |