Entrée | 1 ambadiky Imanareza |
Mots élémentaires | 2 ambadika, 3 Imanareza |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 [tany ambadik' imanareza]
[1.1] 6 enti-milaza zavatra nitranga efa ela dia ela ka tsy hita izay hiraharahana azy intsony [tany ambadik' Imanareza] |
Explications en français |
7 [ambadik' imanareza]
[1.3#798] 8 convention ancienne, règlement de vieille date qu'il faut suivre [ambadik' Imanareza] |
Exemples |
9 any ambadik'i Manareza, izany hoe raharaha efa ela tsy hetsehina intsony.
[2.298]
10 Noho izany dia ataon' ny olona sasany ho farasisa tavela avy tamin' ny fanompoana andriamanitra maro tany ambadik' imanareza izy [1.38] 11 Koa amin-dRazakalambo Mpanefy sy Ratavy, dia resy, famanetsikia ny teny vita, ambadiky Imanareza, koa dia atao gadralava mandrapahafatiny aterina any Antsirabe. [2.784] |
Autres orthographes | 12 ambadikimanareza |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |