Entrée amaranana (farana)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Exemples 
1Latsabato avokoa no amaranana ny adihevitra. [2.332]
2Ny 15 aprily no tsy maintsy amaranana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. [2.114]
Morphologie 
Présent : amaranana, amaranako, amarananao, amaranany, amaranantsika, amarananay, amarananareo, amaranan', amaranan-, amaranam-, amarana-
Passé : namaranana, namaranako, namarananao, namaranany, namaranantsika, namarananay, namarananareo, namaranan', namaranan-, namaranam-, namarana-
Futur : hamaranana, hamaranako, hamarananao, hamaranany, hamaranantsika, hamarananay, hamarananareo, hamaranan', hamaranan-, hamaranam-, hamarana-
Impératif : amarano

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20