Entrée | 1 amalona |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 5 26 mots contenant amalona |
Explications en malgache |
6 [1.1] Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm. Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody |
Explications en anglais |
7 [1.2] an eel. [Mal. malany(?).] 8 [1.7] an eel |
Explications en français |
9 [1.3, 1.8] anguille |
Exemples |
10 [2.48] olo-matanjaka izany, mpaka amalona, mpaka akanga, mpaka tsipoy, mpaka orana. |
Vocabulaire |
11 Zoologie: poissons |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot amalona |
Anagrammes | 13 amalano, amalona, manoala |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |