Entrée alzerianina
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache ny firenena monina any amin' ny tanin' i Alzeria (Afrika avaratra eo anelanelan' i Tonizia sy Maraoka): Manaraka ny fivavahana silamo ny Alzerianina
¶ momba an' i Alzeria na an' i Alzeria na avy any Alzeria: Niady mafy ny mponina alzerianina vao nahazo ny fahaleovantenany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise algerian [3.1]
Définition française algérien, algérienne [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: algérien.
Analogues  Alzeria

2012/12/26