Entrée aloiloy
Partie du discours nom
Définition malgache Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a gnat, a small fly. [Hallanger 1973]
Traduction française moucheron. [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Synonymes aloy

Mis à jour le 2020/07/31