Entrée alohaloha (aloha)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Rehefa afaka kelikely, vetivety foana. Afaka kilometatra na metatra vitsivitsy [1.78]
Explications en français Un peu en avant, à petite distance [1.3]
Exemples Tary alohaloha, taitra izy fa nandre fofon-tsigara mahazatra azy, nefa tsy mahare feon' olona. [2.472]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/06