|
|
|
|

Entrée1  alohaloha
Radical  2 aloha
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4 rehefa afaka kelikely, vetivety foana. Afaka kilometatra na metatra vitsivitsy. [Betsimisaraka] [1.78]
Explications en français  5 un peu en avant, à petite distance. [1.3]
Exemples  6  Tary alohaloha, taitra izy fa nandre fofon-tsigara mahazatra azy, nefa tsy mahare feon' olona. [2.472#]

Anagrammes  7 ahalohalo, 8 alohaloha

Mis à jour le 2025/09/12