Entrée | 1 alofo |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 lofo |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Ilazana ny omby natao loto na novonoina raha nisy maty taloha: Omby valo no nalofo tamin' ny nahafatesan' Itompokolahy Ranona |
Exemples |
9 [1.436#] Manavinavy aho ity, ka raha tahiny aho dia lasa, dia afeno ato Ambatomanoina, ary ataovy ho ny omby alofo ahy afa-tsy izay omen' ny olona.
|
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot alofo |
Mis à jour le 2025/08/02 |
![]() |