| Entrée | 1 alim-pahana |
| Mots élémentaires | 2 alina, 3 fahana |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 fotoana ipetrahan' ny fahana ao anaty basy
6 fotoana iomanana sy ikenonkenonana alohan' ny fanasana 7 fotoana iandrasan' ny vahiny ny sakafo aroso azy [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|