|
|
|
|

Entrée1  aletra
Radical  2  letra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Ampidirina an-kery: Ka angaha azo aletra amin' izao ao anaty kiraro ny tongotra?
Alentika an-tery setra: Aza aletra ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy
Explications en français  5  [1.3] qu'on enfonce, qu'on fait pénétrer, qu'on pousse, qu'on presse, qu'on fourre, qu'on introduit avec peine: Tsy azo aletra ao anatin' io hazo io ny fantsika (On ne peut pas enfoncer le clou dans ce bois) ~ Tsy azonao aletra ao anatin' ireo kiraro ireo ny tongotrao (Vous ne pouvez pas faire entrer vos pieds dans ces souliers)
Exemples  6  Tsy nisy azo natao fa dia naletra fotsiny tany, naforitra ny hatony, ary nodonina hiditra ny tampon-dohany. [2.472]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  aelatr, aletra, elatra

Mis à jour le 2023/01/20