|
|
|
|

Entrée1  aleha
Radical  2  leha
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Enti-milaza ny toerana ifindrana an-tongotra
5  andehanana: Aiza no halehantsika rahampitso? / Tsy hitako izay nalehany [1.1]
Exemples  6  Ny sisiny hatrany no aleha. [2.117#]
7  Izay aleha ity maneno sahona daholo! [2.4#]
8  Aiza no azon' ireny fianakaviana ireny aleha? [1.369#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  20  ahela, aleha, haela

Mis à jour le 2023/01/20