|
|
|
|

Entrée (1/2)1  alefa
Radical  2 lefa
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Asaina, avala mandeha: Nalefany tany Amerika ny zanany.
5 Atoraka, atsipy: Nalefako ilay vato ka voa ilay voronkely ~ Alefaso ny baolina.
6 Afahana, votsorana: Alefaso ilay voronkely azonao omaly fa mampalahelo ~ Nalefon' ny fanjakana ireo gadra politika. [1.1]
Explications en anglais  7 to be released; to be sent or shipped; to be sent on its way. [1.7]
Explications en français  8 qu'on lâche, qu'on relâche; qu'on expédie; qu'on laisse partir; qu'on envoie. [1.8]
Exemples  9  Maro ny fandaharana alefa ao. [2.117]
10  rehefa vita ny adiny, dia alefa fotsiny izy; [2.366]
11  Tantara tsangana izy ity, nefa kosa tantara azo alefa amin' ny onjam-peo. [2.285]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Tous les mots composés  16 nalefa ho tafon-tranon' andriana

Entrée (2/2)17  alefa
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19 Vanja indray mandeha. [Bara] [1.78]

Anagrammes  20 alefa, 21 faela

Mis à jour le 2025/11/09