|
|
|
|

Entrée1  alatsaka
Radical  2  latsaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Ampidinina ao anaty lavaka, ampidinina avy ambony: Nalatsaka ny vatofantsika dia tsy nihetsika ny sambo
Ahintsana mba hianjera, hiraraka: Alatsaho ireo voankazo ireo
Apetraka, arafitra: Nalatsany tsara ve ny biriky?
Aiditra: Alatsaho amin' io kolejy io ny zanakao fa tsy hanenenanao ~ Nalatsaka tao an-tranomaizina izy tamin' ny alarobia [1.1]
Explications en anglais  5  to be dropped, to be let down; to be put down, as bricks; to be entered, as above; to be reduced in priced; to be flattered [1.2]
6  to be cast down; to be enrolled [1.7]
Explications en français  7  qu'on fait tomber; qu'on enrôle, qu'on pose [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12