| Entrée | 1 alanto |
| Radical | 2 lanto |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Alamina, alahatra: Alantoy tsara ireto entako ireto.
5 Atao mirindra tsara, atao tsara lahatra: Nalanton' ny mpikabary tsara ny teniny ka nikoy ny mpihaino rehetra. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 10 alanto, 11 latona, 12 Lotana, 13 tolàna, tolana |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|