Entrée alam-piery (ala, ery)
Partie du discours expression
Définition malgache Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes fanalam-piery ~ fangalampiery

2012/10/17