Entrée | 1 alam-piery |
Mots élémentaires | 2 ala, fiery |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady [1.1] |
Vocabulaire |
5 Jeu |
Mis à jour le 2023/12/12 |