Entrée (1/2) | 1 ala kaforo |
Mots élémentaires | 2 ala, kaforo |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en anglais |
4 [1.2] A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year. |
Explications en français |
5 [1.3] nom d'un destin |
Exemples |
6 Ny teraka alatsinainy ny adimizana dia alakaforo mpiady amin-drafozana. [1.381#] 7 Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy. [2.69] |
Vocabulaire |
8 Religions, Croyances |
Entrée (2/2) | 9 alakaforo |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 [1.1] Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena. |
Explications en français |
12 [1.3] opiniâtreté, persistence |
Vocabulaire |
13 Emotions |
Anagrammes | 14 ala kaforo, alakaforo |
Mis à jour le 2023/06/12 |