Entrée | 1 alaina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 ala |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 8 12 mots contenant alaina |
Explications en malgache |
9 [1.1] Raisina, entina: Nalain-dRakoto ny lambanao Angatahina: Halainy ho vady hono ianao raha mety |
Explications en anglais |
10 [1.2] to be fetched; to be taken, to be summoned, to be called, to be invited; to be chosen, to be preferred. |
Exemples |
11 [2.499] nalainy ilay sary. 12 [2.293] vola roa-polo asainy alainareo? 13 [2.48] ny olona kambana, alaina tsy miteny. 14 [2.48] Ka alaovy izay hahasoa azy. |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot alaina |
Anagrammes | 16 alaina, alanay, ialana |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |