|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ala fady
Mots élémentaires  2  ala, fady
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina
Explications en anglais  5  [1.2] [Provincial] A grove in which there are graves, and thus is forbidden ground
Explications en français  6  [1.196] (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux.
Vocabulaire  7  Botanique

Entrée (2/2)8  ala fady
Mots élémentaires  9  ala, fady
Partie du discours  10  locution
Explications en malgache  11  [1.1] Vola omena ny mpandevina; vola na zavatra zaraina amin' ny olona nandray anjara tamin' ny fandevenana
Explications en anglais  12  [1.2] A present of beef or money from the chief mourner at a funeral to those attending the ceremonies connected with the afana.
Exemples  13  Dia natao ny fombam-pandevenana izay fanaon'ny tany aloha, vola omena ny isan-karazana izay atao hoe : "alafady" ariary no natao tamy ny io. [2.59#]

Anagrammes  14  ala fady, faladia, fiadala

Mis à jour le 2023/06/16