|
|
|
|

Entrée1  ala olana
Mots élémentaires  2  ala, olana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  famahana tady mifadiditra
5  fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana [1.1]
Explications en anglais  6  [1.2]
Exemples  7  Ramasy no nahita ny alaolana. [2.472#]
8  Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika. [4.27#]
Synonymes  9  ala rohana

Mis à jour le 2023/01/21