| Entrée | 1 akoretika |
| Radical | 2 koretika |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao mikoretika tsy milamina, mitsiporetika; akorontana, asafotofoto: Nakoretin' ny ankizy ny fitafiana tao am-bata ka nifangaro be ihany.
[1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|