Entrée | akorany (akora) | |
Partie du discours | nom akora et pronom | |
Explications en malgache | Fonon' ny atody, izay mitovy toetra amin' ny sokay, feno loadoaka madinika izay idiran' ny rivotra niainan' ilay zana-borona fony tao anaty atody; ny akora dia mivoatra avy amin' ny ranon-tsokay marihidrihitra mipoitra avy amin' ny faramparan' ny fantsona ivoahan' ny atody fa rehefa tafavoaka ka tratran' ny rivotra io ranon-tsokay io vao mihamafy tonga akora [1.1] | |
Zavatra tsy voahodina [1.13] | ||
Explications en anglais | A shell; a shell-fish. An emptied cocoon. A bamboo which is to be made into a musical instrument, the sound of which somewhat resembles that of a guitar; the strings are formed by separating strips from the body of the bamboo, leaving them attached at each end; these strings are tuned by moveable bridges. See valiha. Also a name for bullion [1.2] | |
Explications en français | La coque d'une chose [1.3] | |
Brut [1.13] | ||
Anagrammes | akorany, ankiroa, koriana, okarina, raikona |
Mis à jour le 2020/07/31 |