|
|
|
|

Entrée1  akorany
Radical  2 akora
Partie du discours  3  nom akora et pronom
Explications en malgache  4 fonon' ny atody, izay mitovy toetra amin' ny sokay, feno loadoaka madinika izay idiran' ny rivotra niainan' ilay zana-borona fony tao anaty atody; ny akora dia mivoatra avy amin' ny ranon-tsokay marihidrihitra mipoitra avy amin' ny faramparan' ny fantsona ivoahan' ny atody fa rehefa tafavoaka ka tratran' ny rivotra io ranon-tsokay io vao mihamafy tonga akora. [1.1]
5 zavatra tsy voahodina. [1.13]
Explications en anglais  6 a shell; a shell-fish.
7 an emptied cocoon.
8 a bamboo which is to be made into a musical instrument, the sound of which somewhat resembles that of a guitar; the strings are formed by separating strips from the body of the bamboo, leaving them attached at each end; these strings are tuned by moveable bridges. See valiha.
9 also a name for bullion. [1.2]
Explications en français  10 la coque d'une chose. [1.3]
11 brut. [1.13]
Vocabulaire  12  Zoologie: invertébrés

Anagrammes  13 akorany, 14 ankiroa, 15 koriana, 16 okarina, 17 raikona

Mis à jour le 2025/09/12