Entrée | akoran-javatra (akora, zavatra) | |
Partie du discours | expression | |
Définition malgache | Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [Rajemisa 1985] | |
akora ahodina ho tonga zava-hita [SLP 1986] | ||
Définition française | matières premières [SLP 1986] | |
Vocabulaire | Economie: (en général) | |
Synonymes | akoram-bokatra ~ akoran-draha | |
2009/12/09 |
![]() |