Entrée akoran-javatra (akora, zavatra)
Partie du discours expression
Définition malgache Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [Rajemisa 1985]
 akora ahodina ho tonga zava-hita [SLP 1986]
Définition française matières premières [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes akoram-bokatra ~ akoran-draha

2009/12/09